|
|
|
|

Entry1  fotabe
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: tree
Explanations in Malagasy  4  karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10]5  karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in French  6  (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava] [1.196]7  [Betsimisaraka]
Elementary words  8  fotatra, be
Scientific name 
Illustrations 
10 
11 

Anagrams  12  Betafo, fotabe, tafo be

Updated on 2024/08/13