|
|
|
|

Entry1  fontsiña
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ravinala: Rano ampontsiña, ka madio manañ'olitra (rano an-dravinala (anatiny) ka madio ihany fa misy olitra) [Tanala] [1.78]
4  Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [1.1]
Vocabulary  5  Botany: palm
Other spellings  6  fontsy

Anagrams  7  fintsano, fontsiña

Updated on 2020/07/31