Entry | fohy fijery | |
Elementary words | fohy ; fijery | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [1.10] | |
Explanations in French | Myope [1.3] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | fohy maso | |
Entry | fohy fijery | |
Elementary words | fohy ; fijery | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao [1.10] | |
Updated on 2023/05/13 |