|
|
|
|

Entry1  fizozozozo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo
Explanations in French  4  [1.3#876] Manière de bourdonner, de bruire, de siffler
Examples  5  [2.996#] Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy.
Root  6  zozozozo

Updated on 2024/12/11