Entry | fizika | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [1.1] | |||
Explanations in French | Physique [1.13] | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2020/07/31 |