Entry | 1 fizarana |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitantanana: Fizarana lova 5 Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo 6 Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo [1.1] |
Explanations in English |
7 distribution; a part of something [1.7] |
Explanations in French |
8 action de partager; une division, un chapitre [1.8] 9 adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique [1.13] |
Examples |
10 Misy fizarana firy io tantara io? [2.314#] 11 indrindra ny fizarana ny tanimbary. [2.508#] 12 Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. [2.356#] |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/09/08 |