Entry | 1 fivoahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao |
Explanations in French |
4 [1.13] sortie, issue, échappement |
Examples |
5 [2.4#] Tsy nisy "aiza sy aiza" fa tongotra an-katoka namonjy ny vavahady fivoahana. 6 [4.27#] Mbola mety ho vita amin' ity taona ity ny fivoahana amin' ny Tetezamita amin' ny alalan' ny fifidianana. |
Root | 7 voaka |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Anagrams | 13 fahoviana, fihavanao, fiovahana, fivoahana, hifanaova, hifanavao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |