|
|
|
|

Entry1  fivitranana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra
Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo
Root  4  vitrana

Updated on 2024/12/11