Entry | 1 fivimbinana |
Root | 2 vimbina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io 5 Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |