|
|
|
|

Entry1  fivikiviky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana
Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena
Root  4  vikiviky
Synonyms  5  fivikivikiana

Updated on 2024/12/11