|
|
|
|

Entry1  fitsorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe
Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy
Root  4  tsotra

Anagrams  5  faritsona, fitrosana, fitsorana, nafositra, nasafotry

Updated on 2025/01/21