|
|
|
|

Entry1  fitsitsy
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, mandala
Azo tsitsina
Examples  4  [2.472#] Tamiko anefa, ninoako fa matoa toy izao ny endriky ny zavatra nihatra tamiko, dia indrindra satria mahantra izahay, ka tsy fitsitsy ary tsy misy misakantsakana amin' izay tiana hatao sy tiana hotenenina.
Root  5  tsitsy

Updated on 2024/12/07