|
|
|
|

Entry1  fitsitsiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony
Root  4  tsitsy
Proverbs  5  Proverbs containing the word fitsitsiana

Updated on 2024/12/11