|
|
|
|

Entry1  fitsinjarazarana
Part of speech  2  noun
Examples  3  [4.27#] Amin' ny fomba azo tsapaina, dia fitsinjarazarana ao amin' ny Kaominina ary miankina amin' ny Kaominina ny Fokontany
4  [2.436#6] nalahatra ho fianarana mihitsy ka ahitana fizarazarana sy fitsinjarazarana izay hahamora ny fitadidiana izay voalaza sy hahamora ny fandraisana ny fitohitohizan' ny hevitra
Root  5  tsinjarazara
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :

Updated on 2024/12/11