Entry | 1 fitsihana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava 4 [1.13] fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray |
Explanations in French |
5 [1.13] fuite, infiltration |
Root | 6 tsika |
Synonyms | 7 fitsika |
Anagrams | 8 fisintaha, fitsahaƱy, fitsahina, fitsihana, hafitsany, ifantsiha, ifitsahan, nifitsaha, tsifahina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |