|
|
|
|

Entry1  fitsetahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiadiana tsara, fifanentanana: Ny fitsetahan' ny peratra amin' ny rantsantananao no omantarana fa antonona anao tsara ilay izy
Root  4  tsetaka

Updated on 2024/12/11