|
|
|
|

Entry1  fitsentsefana
Root  2  tsentsitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy
5  Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [1.1]
Explanations in French  6  absorption, exploitation [1.13]

Updated on 2023/01/05