|
|
|
|

Entry1  fitsaraingonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' olona
Fanapahana tenin' olona, fitsatsaingohana
Fitsabahana amin' ny raharahan' olona
Root  4  tsaraingona

Updated on 2024/12/11