|
|
|
|

Entry1  fitsaohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy
Root  4  tsaoka

Anagrams  5  fitosahana, fitsaohana, fitsoahana, hatsofanay, tafahosina

Updated on 2025/01/21