Entry | 1 fitsantsanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany |
Root | 4 tsantsana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |