|
|
|
|

Entry1  fitsangantsanganana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly
Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana
Root  4  tsangantsangana

Updated on 2024/12/11