|
|
|
|

Entry1  fitrotrongy
Root  2  trotrongy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [1.1]

Updated on 2023/01/05