|
|
|
|

Entry1  fitrena
Root  2  trena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiman' ny omby: Ny fitrenan' ny omby
5  Fifofofofon' ny riaka
6  Fanaovana feo mampitahotra eo am-pahatezerana: Raiki-tahotra Ikoto nandreny fitrenan-drainy tezitra [1.1]

Anagrams  7  fenitra, fitrena

Updated on 2023/01/05