Entry (1/3) | 1 fitrebika |
Root | 2 trebika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) [1.1] |
Entry (2/3) | 5 fitrebika |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Fanjaitra [1.1] |
Entry (3/3) | 8 fitrebika |
Root | 9 trebika |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona [1.1] |
Explanations in English |
12 A fork, a prong. See firombaka, forisety. [1.2] |
Vocabulary |
13 Tools |
Updated on 2023/01/20 |