|
|
|
|

Entry1  fitranitrany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ
Root  4  tranitrany

Anagrams  5  firantiranty, fitranitrany

Updated on 2025/01/21