|
|
|
|

Entry1  fitosiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny
Root  4  tosy

Anagrams  5  afotsinay, fitosiana, fotsianay, itsofanay

Updated on 2025/01/21