|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitoroka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona
4  [1.1] Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika
Explanations in French  5  [1.3] ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations
Root  6  toroka

Entry (2/2)7  fitoroka
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana
Explanations in French  10  [1.3] bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits
11  [1.13] chevron
Vocabulary  12  Economy: buildings, public works
Root  13  toroka

Anagrams  14  fitoroka, otrik' afo, trafoiko

Updated on 2025/01/21