Entry | fitontohitra (tontohitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |