Entry | fitongilanana (tongilana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany [1.1] | |
Explanations in French | Inclinaison [1.13] | |
Updated on 2023/01/05 |