Entry (1/2) | 1 fitokiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany |
Root | 4 toky |
Entry (2/2) | 5 fitokiana |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Famosaviana, famorehana |
Root | 8 toky |
Anagrams | 9 finitakao, fitanikao, fitaonika, fitokiana, natifikao, nitafiako, taifinoka, tinafikao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |