|
|
|
|

Entry1  fitiliana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina
Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao
Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo
Explanations in French  4  [1.13] visée
Root  5  tily

Updated on 2024/12/11