Entry | 1 fitifirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako |
Root | 4 tifitra |
Anagrams | 5 afitrafiny, firafi-tany, fitifirana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |