Entry | 1 FITIBA |
Part of speech | 2 noun (acronym) |
Explanations in Malagasy |
3 Firaisan-kinan’ ny Terak’IBAra [3.1] |
Examples |
4 Tafatsangana ny birao vaovaon’ny Firaisan-kinan’ny Terak’Ibara (fitiba) izay hitantana ny fikambanana mandritra ny telo taona vaovao indray manomboka izao [4.11.2017/12/07] |
Tables and plates |
5 Acronyms 6 Acronyms |
Updated on 2020/07/31 |