Entry (1/2) | 1 fitetika |
Root | 2 tetika |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika 5 Azo tetehina [1.1] |
Entry (2/2) | 6 fitetika |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in French |
8 grand couteau ; bêche. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 9 fitetiky |
Updated on 2023/01/20 |