|
|
|
|

Entry1  fitetehana
Root  2  tetika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
5  Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
6  Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1]
Explanations in French  7  débitage [1.13]
Examples  8  Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270#]
Compound words 

Updated on 2023/09/10