Entry | 1 fitenim-paritany |
Elementary words | 2 fiteny, faritany |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1] |
Examples |
5 mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#] |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Other spellings | 7 fitenim |
Updated on 2023/06/12 |