|
|
|
|

Entry1  fitelina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitelina na managorodana, mamarina zavatra any an-tenda
Azo atelina: Tsy mba fitelina ny vato
Root  4  telina

Updated on 2024/12/07