|
|
|
|

Entry1  fitazonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy.
Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy.
Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana.
Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy.
Root  4  tazona

Updated on 2024/12/11