|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitatitra
Root  2  tatitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina [1.1]
Explanations in French  5  Manière de transporter des objets en faisant plusieurs voyages ou plusieurs étapes [1.3#688]

Entry (2/2)6  fitatitra
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika [1.13]
Explanations in French  9  nerf [1.13]
Vocabulary  10  Biology
Compound words 

Updated on 2023/08/25