|
|
|
|

Entry1  fitaterana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra
Explanations in French  4  [1.13] transport
Examples  5  [2.4#] Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina.
6  [4.27#] Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala.
Root  7  tatitra
Compound words 

Updated on 2024/12/11