|
|
|
|

Entry1  fitaovana
Root  2  tao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany
Explanations in English  5  [1.2] [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc.
6  [1.7] arms and supplies for war; instruments, equipment
Explanations in French  7  [1.8, 1.13] matériel
8  [1.8] armes et matériel de guerre ; instruments
9  [1.13] appareil
Examples  10  [2.117#] Ireto avy ny fitaovana ilaina.
11  [2.445#] Namboatra fitaovana maro samihafa izy.
12  [2.366#] Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina.
Vocabulary  13  Tools
14  Military
Compound words 

Anagrams  33  afa-tavony, fiavotana, fitaovana, tafaviona

Updated on 2025/01/21