Entry | 1 fitangoronana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika. |
Explanations in French |
4 [1.3#672] L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause |
Root | 5 tangorona |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |