Entry | 1 fitandrovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho |
Root | 4 tandro |
Synonyms | 5 fitandroana |
Anagrams | 6 fandrovitana, fitandrovana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |