|
|
|
|

Entry1  fitampisahana
Root  2  tampisaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
5  Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. [1.1]

Updated on 2023/01/05