|
|
|
|

Entry1  fitakemorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihemorana, fiverenan-dalana noho ny henatra na tahotra: Tsy mendrika ny olona manan-kerimpo ny fitakemorana.
Root  4  takemotra

Updated on 2024/12/11