|
|
|
|

Entry1  fitaika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.
Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka.
Root  4  taika

Anagrams  5  atifika, fitaika

Updated on 2025/01/21