|
|
|
|

Entry1  fitafitafy
Root  2  tafitafy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana. [1.1]

Updated on 2023/01/20