|
|
|
|

Entry1  fisosososoana
Root  2  sosososo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalasala: Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa tery anoloan'ny olona tery; tsy nisy tezitra na sasatra anefa nahita ny fisosososoany tery akaikin'ny mpandraharaha fa gaga sy homeny fotsiny.
5  Fijolonjoloana tsy mahalala menatra: Lasa fanoherana ny fisosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa ny rafozany eo am-pifosana azy indrindra. [1.1]

Updated on 2023/01/05