|
|
|
|

Entry (1/5)1  fisoronana
Root  2  sorona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanafenana na tsy filazana amin' ny olona izay kilema ananany, nefa tsy hitany, na izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy izany na mikasika ny havany: Ny Ntaolo ihany dia efa nampitandrina antsika ny amin' ny fisoronam-bady ao an-trano [1.1]

Entry (2/5)5  fisoronana
Root  6  sorona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Nataon' ny Ntaolo ohatra ny fisoronana afon' Ikala adala: ny aloha tsy lany, hoy izy, nefa ny aoriana asesika ihany [1.1]
Explanations in French  9  l'action d'attiser le feu, l'instrument [1.3]
Examples  10  Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tananasy rotsa-kazo. [2.470]

Entry (3/5)11  fisoronana
Root  12  sorona
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  fivavahana, fanoloran-tsorona (toerana) [Tambahoaka] [1.78]
15  Fanaovana sorona:Fisoronana zanak'ondry no natao tamin'ny fetin'ny Paka tamin'ny Testamenta taloha. [1.1]
Explanations in French  16  l'action d'offrir un sacrifice, l'autel, l'instrument, le lieu, le motif [1.3]
Examples  17  Dia ho azy ireo, amin' ny lalàna mandrakizay ny fisoronana; [2.996#02.029.009]
18  Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra [1.38]
Article  19  Randzavola: fisoronana ao amin' ny Baiboly

Entry (4/5)20  fisoroñana
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  tsangambaton-tsampy [Tambahoaka] [1.78]

Entry (5/5)23  Fisoronana
Part of speech  24  name (biblical)
Explanations in Malagasy  25  (fanafohezana Fisor) na hoe Levitika = Izany no iantsoana azy, satria izy no mirakitra ny Lalàna mifehy ny fomban-pivavahana sy ny andraikitry ny mpisorona ary ny Levita [2.611]
Vocabulary  26  Holy Scriptures
Synonyms  27  levitika, levitika, levitikosy, levitikosy
Tables and plates  28  Full list
Article  29  Randzavola: Fisoronana => Fanatitra sy Mpisorana

Anagrams  30  fisoronana, fisoroñana, fisoronana, fisoroñana

Updated on 2024/10/20