Entry | 1 fisonanahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. |
Root | 4 sonanaka |
Anagrams | 5 fisonanahana, hanasofinana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |